Index

Proverbes : maniry

Proverbe 1Aleo irin' olona toy izay maniry olona. [1.1]
Interprétation malgacheMatoa irin' olona ny tena, manana ny tsara sy ny ampy, fa ny maniry na mitsiriritra olona kosa dia mitory fa latsa-danja noho izy ny tena. [1.1]

Proverbe 2Aza maniry ombin-tena. [2.165 #627]
Aza maniry ombin-tena, fa tsy mety. [2.415 #1410, 2.558 #687, 2.653 #579]
Tsy mety ny maniry ombin-tena. [2.415 #1410]
Traduction françaiseCela fait mal de voir dans le village, les boeufs que l' on a vendus. [2.415]
Il ne faut pas désirer un bœuf (qu' on a déjà). [2.165]
Ne convoitez pas vos propres boeufs, car cela ne convient pas. [2.415 #3171]
Interprétation françaiseCe proverbe se disait d' une femme répudiée, et qui était remariée dans le village sous les yeux de son premier mari. [2.415 #1410]
Il ne faut pas se faire passer pour pauvre. [2.165]
Se disait aux enfants qui veulent hériter trop tôt. [2.415 #3171]

Proverbe 3Biby tsy mandeha tsy amin' ny lohany, hazo tsy maniry tsy amin' ny fakany. [2.558 #897]
Biby tsy mandeha tsy ny lohany ; hazo tsy maniry tsy ny fakany ; rano tsy mita tsy ny fandrana. [2.415 #965, 2.653 #764, 2.974 #319]
Mañalihale biby an-davake. [1.68]
Traduction françaiseChercher un animal dans son trou. [1.68]
L’animal ne marche que la tête en avant, l’arbre ne pousse que grâce à ses racines, l’eau ne s’écoule que par un canal. [2.974 #319]
Un serpent ne va pas sans sa tête, un arbre ne pousse pas sans ses racines, l' eau ne franchit pas un fossé sans qu' un tronc de palmier creusé lui serve de conduit. [2.415 #965]
Interprétation françaiseChercher des problèmes. [1.68]
Se disait des enfants et des inférieurs que des gens malveillants montaient contre leurs parents ou leurs chefs et détachaient d' eux. [2.415 #965]

Proverbe 4Borona maniry ambony vato ka rehefa tsy maty dia zara. [2.558 #959]

Proverbe 5Donga tsy soa ohatra ny anantsinahy ambony taimboraka. [2.558 #1009]
Donga tsy soa toy ny anantsinahy ambony taim-boraka. [2.415 #58]
Hoatry ny anantsinahy maniry ambony taim-boraka. [2.415 #3009]
Traduction françaiseDe belle venue sans être bon, comme le bident qui pousse sur des résidus de panse de boeuf. [2.415]
Semblable au bident qui pousse sur les détritus de panse de boeuf. [2.415]
Interprétation françaiseSe disait des gens ou des choses de belle apparence, sans réalité. [2.415 #58]
Se disait des mauvais sujets. [2.415 #6717]

Proverbe 6Fitia miara-maniry, ka raha lany ny anao, dia lany koa ny ahy. [2.165 #1814, 2.415 #1372]
Fitia miara-maniry : raha lany ny anao, mba lany ny ahy. [2.415 #5091]
Traduction françaiseL'amour est chose mutuelle : si le vôtre est épuisé, le mien l' est aussi. [2.415 #5091]
L' amour est réciproque : si le vôtre est parti, le mien est parti aussi. [2.415 #1372]
Notre amour était réciproque, et si le vôtre est parti, le mien l' est également. [2.165]
Interprétation françaiseJe vous aime dans la mesure où vous m' aimez. [2.415 #5091]

Proverbe 7Fotsimbary maniry Ravololonandriana. [2.415 #910]
Traduction françaiseQue la vieille Ravololonandriana enfante, c' est comme si du riz décortiqué venait à pousser. [2.415 #910]

Proverbe 8Fotsy tsy mahataitra toy ny tsiaridrafy maniry am-piringa. [2.558 #79]

Proverbe 9Hazo maniry ambony vatobe aho, ka raha tsy ny vato no miongana tsy miseho faka. [2.558 #1298]
Hazo maniry ambony vato lehibe aho : raha tsy ny vato no miongana tsy miseho ny fakany. [2.415 #200, 2.653 #1042]
Traduction françaiseJe suis un arbre qui pousse sur de grands rochers : on n' en voit pas les racines à moins que les rochers ne s' écroulent. [2.415 #200]
Interprétation françaiseParoles royales disant force et puissance. [2.415 #200]

Proverbe 10Itony mpamosavy, tsy maniry tandroka hiviliana na mivovò handosirana. [2.558 #1454]
Itony mpamosavy tsy mivovo mba handosirana, ary tsy maniry tandroka mba hiviliana. [2.165]
Traduction françaiseLe sorcier n' aboie pas pour qu' on le fuie, et il ne lui vient pas des cornes pour qu' on s' en détourné. [2.165]
Interprétation françaiseC. à. d. aucun signe extérieur ne le fait reconnaître comme sorcier, et ainsi on ne peut s' en garder. [2.165]

Proverbe 11Izay maniry fotsiny, na ahazoana izay irina. [2.558]

Proverbe 12Izay maniry fotsiny, tsy mampanan-karena. [2.558]

Proverbe 13Loha sola : maniry tsy hitam-pokon' olona, ary mihintsana tsy hitam-bady aman-janaka. [2.415 #2130, 2.653 #1372]
Loha sola : mariry tsy hitam-pokonolona, nihitsana tsy hitam-bady aman-janaka. [2.558 #128]
Traduction françaiseTête chauve : quand les cheveux poussent, les citoyens du village ne les voient pas, et quand ils tombent, la femme et les enfants ne s' en aperçoivent pas. [2.415 #2130]
Interprétation françaiseSe disait de l' intérieur du ménage et de l' extérieur. [2.415 #2130]

Proverbe 14Maniry hanina an-tenda, hoatry ny amboa miambozon-koditra. [2.415 #5859]
Maniry manitra ohatra ny alika miambozon-koditra. [1.62, 2.558, 1.1]
Nahoana no maniry manitra tahaka ny alika miambozon-koditra ? [2.558 #179]
Interprétation malgacheEntina milaza olona mitsiriritra zava-tsoa izay lavitra azy sy mety ho sarotra ny hahazoana azy nefa tsy lavitra azy dia efa misy an'io zavatra tsiriritiny io saingy tsy azony alaina ho azy akory. [1.62]
Entina milaza olona tsy lavitra zava-tsoa iray, nefa tsy afaka haka azy fa mitsiriritra lava eny. [1.1]
Eo akaikin' ny zavatsoa iray lalandava, nefa tsy afaka hanararaotra. [1.1]
Maniry hahazo zavatra mahafinaritra izay eo akaikin' ny tena lalandava, nefa tsy ho azo na oviana na oviana. [1.1]
Traduction françaiseDésirer une nourriture qu' on a à la gorge, c' est comme le chien qui a un collier en peau. [2.415 #5859]

Proverbe 15Maniry mamy an-trano, tahaky ny vady aman-janaky ny mpivaro-tantely. [2.415 #1208]
Traduction françaiseDésirer les douceurs et les gâteries dans le ménage, comme la femme et les enfants du marchand de miel qui désirent le miel et ne peuvent pas y toucher. [2.415 #1208]
Interprétation françaiseIl ne faut pas trop demander dans le mariage. [2.415 #1208]

Proverbe 16Maniry manitra ohatra ny boka anaty tapia. [2.558]
Nahoana no maniry manitra, hoatry ny boka anaty tapia ? [2.415 #2018]
Nahoana no maniry manitra ohatra ny boka anatin' ny ala-tapia. [2.558]
Nahoana no maniry manitra ohatra ny boka anaty tapia? [2.653, 2.165]
Traduction françaisePourquoi recherchez-vous ce qui est doux (ou: sent bon) comme un lépreux au milieu des "tapia?". [2.165]
Pourquoi soupirer après les parfums comme un lépreux au milieu des arbres tapia ? [2.415 #2018]
Interprétation françaiseDésirs peu proportionnés. [2.415 #2018]
Le "tapia" est un arbre dont les fruits sont comestibles et dont les feuilles servent de nourriture aux vers à soie. Mais, quoique cet arbre ne soit pas élevé, le lépreux ne peut pas saisir les fruits, ni même ramasser ceux qui sont à terre. [2.165]

Proverbe 17Maniry midina toa volon' orona. [2.558 #2115]

Proverbe 18Maniry nifin' akoho tsy haniry. [1.1]
Mitady nifin' akoho tsy haniry. [1.1]
Interprétation malgacheManiry zavatra tsy ho tonga na ho azo na oviana na oviana. [1.1]
Mitady zavatra tsy ho tanteraka na oviana na oviana. [1.1]

Proverbe 19Maniry ny randrana tsy manendrika. [2.415 #2442]
Traduction françaiseDésirer ce qui ne convient pas, c' est être comme une femme désirant des tresses de cheveux qui ne lui vont pas. [2.415 #2442]
Interprétation françaiseSe disait de ceux qui envient le bonheur des autres. [2.415 #2442]

Proverbe 20Maniry trafon' ombalahy. [2.415 #5453]
Traduction françaiseDésirer la bosse du boeuf. [2.415]
Interprétation françaiseChercher à supplanter ceux à qui on doit respect et obéissance. Autrefois la bosse du boeuf était réservée au souverain ou au seigneur, c'était le symbole du pouvoir; les souverains dans leurs discours employaient souvent cette expression pour désigner ceux qui cherchaient à les supplanter. [2.415]

Proverbe 21Mba ataovy toy ny anana lahy, ka raha maniry, tsongoy. [2.165]
Mba ataovy toy ny anana lahy ka raha maniry tsongoina. [2.558 #2219]
Mba ataovy toy ny anana lany: raha maniry tsongoina. [2.653 #1696]
Traduction françaiseFaites-lui donc comme aux herbes potagères: s' il croît, coupez-le. [2.165 #1563]

Proverbe 22Ny aina tsy mba bozaka, ka raha maina ny lohany dia maniry indray ny fakany. [2.558 #2835]
Ny aina tsy mba bozaka, ka raha maina ny lohany maniry indray ny fakany. [2.415 #2770, 2.653 #2128, 2.974 #470]
Traduction françaiseLa vie n’est pas comme l’herbe, dont la tige peut reverdir, si la pointe se flétrit. [2.974 #470]
La vie n'est pas comme l' herbe qui repousse par la racine lorsque la tête est desséchée. [2.415 #2770]
Interprétation françaiseLa vie est courte. [2.415 #2770]

Proverbe 23Ny handrandrana indray ve no hanafenan-doha sola! Ny handrina no tsy naniry volo dia ny henatra. [2.558]
Ny handrina no tsy mantry volo, ny henatra. [2.165 #70]
Ny handrina no tsy naniry volo, ny henatra. [2.974 #103, 1.1]
Ny handrin' ny olona no tsy maniry volo, ny henatra. [2.415 #2960]
Ny olona handrandrana no hanafenan-doha sola. [1.1]
Interprétation malgacheNy olona hikarakara ny tena no tokony hampahalalana voalohany ny momba ny tena. [1.1]
Traduction françaiseSi le front des mortels n' a pas de cheveux, c' est la honte qui en est la cause. [2.415 #2960]
Si le front est dépourvu de cheveux, c’est pour lui permettre de rougir. [2.974 #103]
S' il ne croît pas de cheveux sur le front c' est à cause de la honte. [2.165]

Proverbe 24Ny herana aman-jozoro dia maniry amin' ny tany, ary ny volamena sy ny volafotsy dia tsy latsaka avy any an-danitra. [2.415 #6241]
Traduction françaiseLes joncs poussent de la terre, l' or et l' argent ne tombent pas du ciel. [2.415 #6241]
Interprétation françaiseParoles de Radama I sur le travail. [2.415 #6241]

Proverbe 25Ny osy, na mitsangan-tandroka ho omby aza, na mibarareoka ho ondry aza, na maniry somotra ho olona aza, na midingin-drambo ho alika aza, na mitsangani-bovona ho lambo aza, tsy miala, fa osy ihany. [2.653]
Ny osy, na mitsangan-tandroka ho omby aza, na miharareoka ho ondry aza, na maniry somotra ho olona aza, na midingin-drambo ho alika aza, na mitsangam-bovona ho lambo aza, tsy miala fa osy ihany. [2.974]
Ny osy : Na mitsangan-tandroka ho omby, na mibarareoka ho ondry, na midingin-drambo ho alika, na manangam-bovona ho lambo, na maniry somotra ho olona, dia tsy miala fa osy ihany. [2.558 #3207]
Traduction françaiseLa chèvre a beau avoir des cornes comme le bœuf, bêler comme le mouton, avoir une barbe comme l’homme, une queue comme le chien, une crinière comme le sanglier, elle restera toujours une chèvre. [2.974 #159]

Proverbe 26Osivavy maniry somotra : ny lova tamin-dray tsy avela, ny hetra tamin-dreny tsy afoy. [2.558 #3471]
Toy ny osivavy somorina : ny lova tamin-dray tsy avela, ary ny hetra tamin-dreny tsy diso. [2.165 #1292, 2.415 #1790]
Traduction françaiseC' est comme la chèvre qui a une barbe : elle hérite de père et mère. [2.415 #1790]
Pareil à une chèvre qui a une barbe: elle a hérité à la fois de son père et de sa mère. [2.165]

Proverbe 27Raha maniry ihany ny hazo, ho tonga any an-danitra no farany. [2.653, 2.165]
Raha maniry ihany ny hazo tonga any an-danitra. [1.1]
Raha mitohy ihany ny hazo, ho tonga any an-danitra no farany. [2.165]
Raha mitohy ihany ny hazo, tonga any an-danitra. [1.1]
Interprétation malgacheEntina mampiomana fa misy fetrany toy ny hazo maniry ny fanambinana, ny fahasoavana. [1.1]
Misy fetra ny fanirin' ny hazo; voafetra koa ny fanambinana fa tsy mitohy hatrany ka tokony hanararaotra ny soa izay sendra sao manenina. [1.1]
Traduction françaiseSi l' arbre ne s' arrêtait pas de croître, il finirait par toucher le ciel. [2.165 #960]

Proverbe 28Raha mpamosavy azo nanitsaka, ataovy toy ny anana, ka raha maniry, tsongoy. [2.165]
Raha mpamosavy azo nanitsaka, ataovy toy ny anana, ka raha maniry tsongoina. [2.558 #3626]
Traduction françaiseSi vous trouvez un sorcier piétinant (sur un tombeau), faites lui comme aux "anana" (nom générique des herbes potagères), quand elles poussent, on les coupe. [2.165]
Interprétation françaiseC. à. d. débarrassez-vous de lui. [2.165]

Proverbe 29Toy ny kamo mihinana akondro : Mba maniry va re ny hodiny. [2.558 #4295]
Toy ny kamo nihinana akondro: "Mba maniry va re ny hodiny ?". [2.653 #3205, 2.974 #193]
Traduction françaiseComme le paresseux qui a mangé une banane : " Peut-on en planter la peau ? ". [2.974 #193]

Proverbe 30Tsara raha maniry zaza ka tera-dahy. [2.415 #948]
Tsara raha maniry zaza ka tera-dahy, naniry harena ka nahavita trano. [2.558 #4411]
Tsara raha naniry zaza ka tera-dahy. [2.653 #3289, 2.974 #128]
Traduction françaiseHeureuse la femme qui désirait un enfant et qui a mis au monde un fils. [2.415 #948]
Il est doux, quand on a désiré un enfant, d’avoir un garçon. [2.974 #128]
Interprétation françaiseSe disait de ceux qui voyaient leurs désirs se réaliser. [2.415 #948]

Proverbe 31Tsy maniry adin' ombin' olona fa manana an' i Marosada. [2.558 #4535]

Proverbe 32Tsy mba tsiriry vorona aho ka manidina raha ritra ny rano, fa tsiriry ahitra ka maniry raha ritra ny rano. [2.165]
Tsy mba tsiriry vorona, ka raha ritra ny rano manidina, fa tsiriry ahitra, maniry raha ritra aza ny rano. [2.415 #5318]
Traduction françaiseCe n' est pas le tsiriry canard sauvage, qui s'envole au loin lorsque l' eau est désséchée, mais le tsiriry plante, qui pousse alors même qu' il n' y a plus d' eau. [2.415 #5318]
Je ne suis pas l' oiseau "tsiriry" qui s' en va quand l' eau est tarie, mais je suis l' herbe "tsiriry" qui pousse quand même il n' y a plus d' eau. [2.165]
Interprétation françaiseSe disait des constants et des inconstants. [2.415 #5318]

Proverbe 33Tsy mety raha maniry biby maro soratra, ka nony tonga tsiravin' endrika. [2.558 #4635]
Tsy mety raha maniry biby maro soratra, ka nony tonga, tsy tian-kozahana. [2.415 #5347, 2.653]
Traduction françaiseDésirer des animaux bigarrés, et ne pas vouloir les voir quand ils sont arrivés, cela ne convient pas. [2.415 #5347]
Interprétation françaiseSe disait des gens fantasques et capricieux. [2.415 #5347]

Proverbe 34Tsy misy ratsy maniry tandroka hamantarana azy, hoy ilay nibasi-maty. [2.558 #4741]

Proverbe 35Vary maniry an-davabary, ka mitaroka anatin' ny maizina. [2.165 #2196, 2.558 #314]
Vary maniry an-dava-bary : mitaroka anatin’ ny maizina. [2.653 #3620]
Traduction françaiseQuand le riz germe dans la fosse, il pousse dans les ténèbres. [2.165]

Index