Entrée soratra
Partie du discours nom
Définition malgache Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity
¶ Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao [Rajemisa 1985]
Définition française écriture, dessins quelconques, lignes, traits, figures, marque, peinture [Abinal 1888]
Dérivations 
Morphologie 
soratra
soratro
soratrao
sorany
soratsika
soratray
soratrareo
soratr'
sora-
soratry
-tsoratra
-tsoratro
-tsoratrao
-tsorany
-tsoratsika
-tsoratray
-tsoratrareo
-tsoratr'
-tsora-
-tsoratry
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Betsaka ny soratra mitahiry sy mitantara fahorian' olombelona. [Andraina: Mitaraina, page 181]
2Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy; [Callet: Tantara, page 8]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot soratra (1): Ambatosoratra

Entrée soratra
Partie du discours nom
Définition malgache Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza [Rajemisa 1985]

Entrée soratra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka [Rakotosaona 1975]

Entrée Soratra
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Tableaux et planches Les idoles anciennes
Exemples Ary milalao i Soratra sy Matsatso [Callet: Tantara, page 207]

Mis à jour le 2020/07/31