|
|
|
|

Entrée (1/5)1  biby
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Anarana ilazana ny zavamananaina tsy manantsaina, raha faritana ankapobeny: Ny omby dia anisan' ny biby manampy betsaka ny olombelona
4  [1.13] teny ilazana ireo biby ao amin'ny faritra lehibe iray
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] an animal
6  [1.2] an insect
Explications en français  7  [1.3#80] Nom générique des animaux
8  [1.8] animal
9  [1.13] faune
10  [1.405] [Sakalava-Mayotte] insecte
Exemples  11  [2.69#] Do no anaran' io biby io atý
12  [1.234#] Matory avokoa ny biby isan-toko.
13  [2.356#] Lasa ny fisainana mandinika ireto biby marobe atao fampisehoana.
Vocabulaire  14  Zoologie: (en général)
Dérivés 
15  Noms :
16  Adjectifs :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Titres  27  Anaran' ny Biby sy Zavamaniry fahita andavanandro (Rakotomalala Daniel)
28  Boky fianarana ny amin' ny biby : ho an' ny mpianatra malagasy (Lavik K)
Proverbes  29  Proverbes contenant le mot biby

Entrée (2/5)30  biby
Partie du discours  31  nom
Explications en malgache  32  [1.78] [Taimoro] angatra
Explications en anglais  33  [1.2] something extraordinary
Vocabulaire  34  Religions, Croyances

Entrée (3/5)35  biby
Partie du discours  36  nom
Explications en malgache  37  [1.1] Enti-milaza toetra ambany sy maharikoriko: Biby marina raha i Néron fa ny reny niteraka azy no nde halentiny any anaty rano
Explications en anglais  38  [1.2] Fig. sensual. Beastly.
Explications en français  39  [1.3#80] qui ne craint rien, ne respecte rien, bestial

Entrée (4/5)40  biby
Partie du discours  41  nom
Explications en anglais  42  [1.2] [Provincial] in some provinces it is used in speaking of the petty king, and in others of the wives of such [Swa. Biby, my lady, my mistress.]
43  [1.2] [Merina] used of children in Imerina
Mots composés 

Entrée (5/5)45  biby
Partie du discours  46  nom
Explications en français  47  [1.68] [Vezo] Affreux, énorme, grand, nombreux
Dérivés 
48  Noms :
Synonymes  49  bibike

Mis à jour le 2025/05/27