| Entrée | 1 bibibiby |
| Radical | 2 biby |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra:
5 Bibibiby ny ahy io zanako io: raisiny amin' ny tanany ny tanalahy dia ataony ao ambany helika [1.1] 6 jereo bibibibin' olona [1.78] |
| Explications en anglais |
7 brutal, obstinate
[1.2] |
| Exemples |
8 Ny zaza novelomin'ny biby ohatra dia lasa bibibiby ihany koa.
[2.606#]
9 Noho ny toe-javatra hitako na nihatra tamiko tato anatin' ny indroa andro, efa lasa bibibiby izany aho. [2.4#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 11 bibibibin' olona |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|