Entrée osy
Partie du discours nom
Définition malgache Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a goat (Capra hircus) [Richardson 1885]
 a goat [Hallanger 1973]
Définition française bouc [Rajemisa: Vakoka]
 chèvre [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Nom scientifique Capra hircus
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot osy (1): Tandrokosy

2017/06/29