Entrée vakoka
Partie du discours nom
Définition malgache Masombola na rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana
¶ Vola na harena tehirizina; rakitsoa sarobidy navelan' ny ray aman-dreny na ny razana. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a silver chain
¶ inherited treasure
¶ Malagasy traditions [Hallanger 1973]
Définition française chaîne d'argent
¶ trésor dont on hérite
¶ traditions [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1ary rahefa izany, asiana ny vakoka sy ny haingo: [Callet: Tantara, page 574]
2Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany. [Fagereng: Tantara, page 20]
3Ny Fanjakana, miaraka amin' ny Vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, no miantoka ny fampivoarana sy ny fiarovana ny vakoka ara-kolontsaim-pirenena sy ny famokarana ara-tsiansa, ara-haisoratra ary ara-javakanto. [Fanjakana: Lalam-panorenana]

Entrée vakoka
Partie du discours nom
Définition française  [Betsileo] (sens général : trésor, objets précieux). Trema orientalis Blume (Ulmaceae). Nom donné à cet arbre quand on utilise son bois à faire des talismans contre les effets de la foudre ou la peur du tonnerre. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulaire 
Nom scientifique Trema orientalis

Entrée Vakoka
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Sous-titre Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache
Auteur Rajemisa-Raolison Régis
Maison d' édition Ambozontany (1948, 1955, 1957, 1965)
Ambozontany. 1965.
Dimensions Largeur: 14cm. Hauteur: 19cm. Pages: 334.
Vocabulaire 
Tableaux et planches Tous les titres

2018/11/09