| Entrée | 1 maso |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Fitaovan' ny vatana mijery, ny fijerena: Sarobidy ny maso fa raha :samba tsy mahita ny hasoan' ny zavaboary.
4Ny votoatinjavatra, ny fotopototry ny zavatra iray: Miteny fahantramianao; voakasikao indrindra ny mason' ny fahavoazantsika. 5Fikezahana filofosana manao zavatra (fototeny niavian' ny hoe mimaso, imasoana, fimasoana. [1.1] |
| Explications en anglais |
6the eye.
[1.7] |
| Explications en français |
7l'oeil.
[1.8] 8oeil. [1.13] 9oeil. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Exemples |
10 Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity?
[2.4]
11 Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [2.324] 12 Nisy tanana namaha ny lamba namehy ny masoko. [2.471] 13 Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 26 Biologie |
| Holonyme |
|
| Co-méronymes |
|
| Tous les mots composés | 40215 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 41 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 42Randzavola: maso ao amin' ny Baiboly |
| Anagrammes | 43 maso, 44 Mosà, mosa, 45 Samo, 46 soma~, soma |
| Mis à jour le 2025/11/06 |
|