|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ranomasina
Mots élémentaires  2  rano, 3  masina
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Rano lalina sady midadasika ary manonja misamboaravoara, manodidina ny tany: Masirasira ny tsiron' ny ranomasina ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1]
Explications en anglais  6  The sea
the first water carried up at the ceremony of circumcision, which is obtained by the immersion of the person fetching it, together with the calabash in which it is carried. Should the child be expected to reign, the water must be fetched from the sea. [Jav. Ranu masim.] [1.2]
7  the sea [1.7]
Explications en français  8  la mer [1.8]
Exemples  9  Heveriko fa eo amin' ny ranomasina ny ho-avinareo. [2.471]
10  Ireo no tany fanalan' andriana ranomasina. [2.48]
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Tous les mots composés  13  11 combinaisons de ranomasina
Vocabulaire  14  Géographie: (en général)
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot ranomasina
Article  16  Randzavola: ranomasina ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)17  Ranomasina
Partie du discours  18  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Auteur  19  Andriamalala Emilson Daniel
Editions  20  Librairie Mixte. 2000. Hauteur: 17cm. Largeur: 12cm. Pages: 74.

Anagrammes  21 Ranomasina, ranomasina

Mis à jour le 2025/09/19