|
|
|
|

Entrée (1/2)1 vava
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Fiandohan' ny lalan-kanina, izay eo afovoany ambanimbany amin' ny tarehy no misy azy, ary misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy ambany: Ao anatin' ny vava no misy ny lela sy ny nify.
4Faritra misy loaka amin' ny zavatra anankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Vava tafondro.
5Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Vava fery.
6Fiandohana: Vava asa, vava alahamady.
7Fahereza-miteny befahatany: Vavan' olona koa Rasoa iny!.
8Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka ~ Vava soa sakafo fa ny vava ratsy adidy. [1.1]
Explications en anglais  9the mouth. [1.7]
Explications en français  10bouche. [1.8, 1.196]
11ouverture. [1.8]
12entrée. [1.196]
13bec, gueule, museau, mufle. [1.13]
Morphologie 
14 Simple :
15 Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  28 Biologie
Holonyme 
Co-méronymes 
Tous les mots composés  42218 combinaisons de ce mot
Proverbes  43 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)44 vava
Partie du discours  45 nom
Explications en malgache  46voady. [Bara, Sihanaka] [1.78]

Mis à jour le 2025/11/02