Entrée | 1 voady |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irina: Manefa ny voady nataony Baba Fianianana na fanomezan-toky eo imason' ny solontenan' ny Eglizy: Manao voadin' ny fanekena sy fahantrana ary fahadiovana ny relijiozy [1.1] |
Explications en anglais |
4 a vow [1.7] |
Explications en français |
5 voeu [1.3#842, 1.8] 6 offrande promised par voeu, ferme résolution [1.3#842] |
Exemples |
7 Eny, tsaroako iny ary tsy ho hadinoiko mandra-pahafatiko, fa nitahiry ilay voady masina nataontsika.
[2.499#19]
8 Ny saotra, hoy ianao teo, dia natomboka tamin' ny fanaovana voady any amin' ny mangingina any aloha; [2.245#137] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Analogues | 23 dina, teny nomena, orimbato, lokaloka, tsikafara |
Article | 24 Randzavola: voady ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 25 adivo, 26 avido, 27 diavo, 28 divao, 29 vadio, 30 voady |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |