Entrée mivoady (voady)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao voady: Nivoady hanao fivahiniana masina izy raha sitrana soa aman-tsara
¶ Mianiana, manome toky; mikasa mafy: Nivoady tsy hisotro toaka intsony Rakoto [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to make a vow [Hallanger 1973]
Définition française faire un voeu [Hallanger 1974]
Morphologie 
mivoady
nivoady
hivoady
mivoadia
Exemples Sady nivoady tsy hihinana besisika mandra-pahafatiny koa. [Andraina: Mitaraina, page 243]
Citations 

2013/05/30