|
|
|
|

Index

Proverbes : mivoady

Proverbe 1Antitra manara am-pandriana: mivoady ny masoandro hiseho. [2.415 #1803, 2.653 #247]
Antitra mangatsiaka am-pandriana ka mivoady ny masoandro hiseho. [2.558 #294]
Traduction françaiseVieillard qui a froid sur sa couche : il appelle de tous ses voeux le lever du soleil pour se chauffer. [2.415]

Proverbe 2Aza mivoady manan-drofia, fa raha tonga manao tohivelatra. [2.653 #682]

Proverbe 3Tovolahy len-damba ka mivoady ny masoandro hiposaka anahazana azy. [2.558 #4231]
Tovolahy len-damba : mivoady ny masoandro hiposaka hanahazana azy. [2.415 #1589, 2.653 #3166]
Traduction françaiseJeune homme qui a son lamba mouillé : il souhaite que le soleil se lève pour que son lamba sèche. [2.415 #1589]
Interprétation françaiseLa jeunesse est toujours pressée. [2.415 #1589]

Index