| Entrée | 1 antitra |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Be taona, ela niainana: Efa antitra dia antitra i dadabe fa ila tsy afaka mandeha intsony
4 Zavamaniry fihinana toy ny katsaka, tsaramaso, mangahazo... efa azo hanina, tonga amin' ny fotoana efa ahazoana mihinana azy: Efa antitra ireto mangahazo ireto fa hadio 5 (loko) Tsy matsora, fa matevintevina: Soloy manga antitra itỳ lambam-baravarankely 6 Lany andro, tsy fampiasa intsony: Efa lamaody antitra izany dihinareo izany, hoy i Koto tamin-dRainy 7 Antitra, tranainy, goga, konka, golagoay. [1.1] |
| Explications en anglais |
8 mature, ripe, aged, old, permanent, durable, gone through with, completed, perfected; deep as applied to colours; old in the sense of used up, or worn out, as a pen, a coat, etc.
[1.2] 9 mature; aged; dark (of colors); [1.7] |
| Explications en français |
10 âgé, vieux; mûr; foncé
[1.8] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 21 40 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 22 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 23 Randzavola: antitra ao amin' ny Baiboly |
| Anagrammes | antitra, 24 tantary |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|