| Entrée (1/2) | 1 lamba |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny?.
4Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony. 5Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo. [1.1] |
| Explications en anglais |
6the usual outer garment worn by the people. It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length. Also cloth in general. [It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba].
[1.2] 7woven cloth; clothing. [1.7] |
| Explications en français |
8tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules.
[1.8] 9tissu. [1.13] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 21 Economie: vêtements |
| Tous les mots composés | 2294 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 23 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 24 Lamba |
| Mots élémentaires | 25lamba |
| Partie du discours | 26 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
| Vocabulaire | 27 Littérature |
| Auteur |
28Rabemananjara Jacques |
| Anagrammes | 29 lamba, Lamba |
| Mis à jour le 2025/11/06 |
|