|
|
|
|

Entrée1  fivoadiana
Radical  2 voady
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanaovana voady: Tsy fanao, hono, ny fivoadiana amin-kanina.
5 Fianianana, fanomezan-toky, fikasana mafy: Hatramin' ny saika nahafaty azy tamin' ny toaka, dia nanao fivoadiana izy fa tsy hikasika zava-pisotro mahamamo intsony. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12