|
|
|
|

Entrée (1/2)1  molotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona [1.1]
Explications en anglais  4  the lips [1.7]
Explications en français  5  lèvre [1.3, 1.8]
Exemples  6  Io izy, hoy Katy nanondro molotra. [2.470]
7  Efa teo amin' ny molotro ny fiaikem-pitiavana, saingy tsy fantatro izay antony nitelemako azy indray. [2.471]
8  Ary ny molotrao ihany no mamely anao. [2.996]
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Tous les mots composés  12  17 combinaisons de molotra
Vocabulaire  13  Biologie
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot molotra

Entrée (2/2)28  molotra
Partie du discours  29  nom
Explications en malgache  30  Sisina: molobilany [1.1]
Explications en anglais  31  the rim of a kettle, etc. [1.7]
Explications en français  32  lisière, rebord [1.3]
33  rebord d'une marmite, etc. [1.8]
Morphologie 
34  Simple :

Anagrammes  35 lomotra, 36 molotra

Mis à jour le 2025/09/20