|
|
|
|

Entrée1 Baiboly
Partie du discours  2 nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Explications en malgache  3 ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. [1.38#115]
4 Anaran' ny boky misy ny Soratra Masina rehetra; mizara roa ny baiboly, dia ny Testamenta taloha sy ny Testamenta vaovao [1.1]
Explications en anglais  5 the Scriptures, the Bible [1.2]
Explications en français  6 nom que les Protestants donnent à la Bible [1.3]
Exemples  7 Mamaky ny baiboly ny sasany. [2.445]
8 Mba nomena baiboly izy hamaky. [2.356]
9 Momba ny fandrosoan' ny fandikana ny baiboly. [2.528]
10 dia ny mampiely baiboly homena ny olona tahanana baiboly; [2.59]
11 Dia nosoratan' iny Commandant tamin' ny baiboly ny anaran-dRadama. [2.649]
Vocabulaire  12 Ecritures Saintes
Synonymes  13biblia
Article  14Randzavola: Baiboly
Table des Matières 

Mis à jour le 2025/10/07