| Entrée | 1 biblia |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny
4 Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. Ny teny grika hoe Biblia (pl) avy amin' ny Biblos no nihaviany. 5 Ny hoditra anatiny tamin' ny zozoro no natao hoe « biblos ». Ny hevitry ny « biblia » kosa, 6 raha ara-bakiteny, dia boky kely maromaro ; fa taoriandriana noho ny fahazarana dia noheverina 7 ho boky maromaro fotsiny izy. [1.38#115] |
| Explications en français |
8 Bible
[1.3] |
| Synonymes | 9 baiboly |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|