Entrée volombava (volo, vava)
Partie du discours nom
Définition malgache Volo maniry eo ambonin' ny molotra ambony: Rehefa miresaka Rangahy io, jereo tsara fa aolanolany ny volombavany
¶ Ny volo maniry eo ambany saoka, izay atao hoe "Volon-tsòmaka" amin' ny tena anarany: Ingahibe be volombava [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a beard, a moustache [Hallanger 1973]
Définition française barbe, moustache [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Citations 

2011/01/15