Entrée volo
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra lava madinika kely ohatra ny kofehy tantra maniry amin' ny faritra sasantsasany amin' ny tenan' ny olombelona na ny biby ary na dia ny zavamaniry aza: Be volon-tratra io lehilahy io ~ Be volo mahafinaritra ny amboan' i Bary ~ Ataon' ny olona fanafody ny volon-katsaka
Volon-doha: Efa lava ny volon' ise ka andeha mba hampanetezo [1.1]
Explications en anglais Hair
Feathers
Moss [1.7]
Explications en français Cheveux, poil
Plume
Mousse [1.8]
 Chez les animaux et l'homme : poils ou plumes, cheveux, etc.
Chez les plantes : poils et duvets des feuilles et des tiges.
Les mousses et autres petites plantes arboricoles sont elles-mêmes assimilées à des poils sous le nom de volon-kazo [1.196]
Exemples 
1Tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina. [2.472]
2randranina madinika ny volo ny reninjaza; [2.48]
Morphologie 
Simple : volo, voloko, volonao, volony, volontsika, volonay, volonareo, volon', volon-, volom-
Préfixée : -bolo, -boloko, -bolonao, -bolony, -bolontsika, -bolonay, -bolonareo, -bolon', -bolon-, -bolom-
Dérivés 
 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Holonyme loha
Co-méronymes handrina, maso, molotra, orona, saoka, sofina, takolaka, tarehy, tava, vava, volomaso, volombava
Toponymes 
Proverbes 
Articles 

Entrée volo
Partie du discours nom
Explications en malgache Lokon-javatra na biby: Toy inona no volon' ilay ombinareo very izay? ~ Ity lamba tanora volo ity entinao fa tena manendrika anao mihitsy [1.1]
Explications en anglais Color [1.7]
Explications en français Couleur [1.8]
 Couleur, teinte, aspect naturels ; les couleurs obtenues par teinture s'appellent au contraire : loko. [1.196]
Dérivés 
Mots composés 
Toponymes 
Tableaux et planches Les Couleurs
Robes des boeufs

Entrée volo
Partie du discours nom
Explications en malgache Endrika, tarehy: Tsy volon' olona handeha akory ianao izany! [1.1]
Explications en français Au sens figuré : préférence, attitude partiale. Exemple : mivolo zanaka : faire des discriminations entre ses enfants [1.196]

Entrée volo
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-javamaniry fahita amin' ny tany mafana, manana toetra manokana: ny tahony tsoa-tokana tsisy rantsany, mavo malamalama, poaka aty, nefa misy tonony, mety ho voafihin' ny rantsantanana roa ny habeny, ary ny raviny etiety kely maranitra. Maro karazana ny volo: ny voloandotra, ny voloandritra, ny volodia, ny volodiosy, ny volosanga, ny volosy, ny volotara, ny bararata, ny volotsangana, ny volovaliha, ary ny volovato [1.1]
Explications en anglais Bamboo [1.7]
Explications en français Bambou [1.8, 1.13]
 Roseau [1.8]
 Nom générique des bambous. L. A. Chapelier a relevé anciennement ce nom sur la côte Est pour un bambou autochtone, Ochlandra capitata (Kunth) E.G. Camus ( = Nastus capitatus Kunth) « c'est le bambou dont la tête retombe en panache » écrit-il. Mais ce nom s'applique également aux espèces introduites : Bambusa barbata Trin., Bambusa capitata Trin., Dendrocalamus strictus (Roxb.) Nees, (Poaceae). Ce nom est même étendu aux grandes Poaceae dont les chaumes dépassent souvent 2 m de haut. [1.196]
Nom scientifique Bambusa barbata, Bambusa capitata, Dendrocalamus strictus, Ochlandra capitata
Vocabulaire 
Mots composés 
Phytonymes 
Analogues  volotsangana
Illustrations 

Entrée volo
Partie du discours nom
Explications en français [racine ancienne] action de préférer, de tirer, de sélectionner [1.196]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/12/09