|
|
|
|

Entrée1  voloina
Radical  2 volo
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Misy voIo, be volo: Voloina ny ranjon-dRakoto ka tsy sahy mialapataloa izy. [1.1]
5 be volovolo. [1.13]
Explications en anglais  6 hairy. [1.7]
Explications en français  7 poilu. [1.8, 1.196]
8 chevelu. [1.8]
9 pelucheux. [1.13]
10 duveteux. [1.196]
Exemples  11  Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an' I Lidy si I Saonina? [2.470#16]
12  Tafatsangana ity voloina sy tomady be, izay sondriana nitetika ny tratrany amin' ny tombokavatsa anoloan' ny fitaratra anankiray. [2.895#36]
Tous les mots composés  13  2 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/11