Entrée mivolo (volo)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro mivolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! ~ Mivolon' andro ririnina izany andro izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to have the appearance of [Hallanger 1973]
Définition française   avoir l'apparence de [Hallanger 1974]
Exemples   mivolom-boatavo ny hodi-tavany, ary hita eny ny mahazazamena azy noho ny fihetsiky ny tongotra aman-tanany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 171]
Morphologie  
mivolo
nivolo
hivolo
Mots composés, titres, noms  

Entrée mivolo
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bara] mihaingo taretra [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2012/09/26