|
|
|
|

Entrée1  imasoana
Radical  2 maso
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en malgache  4 Ikezahana, ilofosana, ilozohana, ikelezana aina:
5 Ny fianarana imasoina fa efa akaiky ny fanadinana [1.1]
Explications en français  6 Ny asany hiany no imasoany (Il ne s'applique qu'à son travail) [1.3#436]
Exemples  7  Vakiteny sy soratra ary manisa no tena nimasoana [2.117#105]
8  Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana. [2.470#]
9  Fanalana andro no iheveran' ny maro ny fambolen' anana nefa raha imasoana sy atao anton-draharaha, dia lahasa miantoka ny fameloman-tena. [2.332#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Mis à jour le 2025/11/17