| Entrée (1/2) | 1 tandroka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Zavatra mafimafy toy ny taolana mipoitra eo an-dohan' ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy,... ka ataony fiadiana sy hiarovany tena amin' ny fahavalony.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4a horn.
[1.7] |
| Explications en français |
5corne.
[1.8, 1.13] 6Cornes des animaux. 7Pour les plantes, fruits ayant la forme de cornes : double follicule de nombreuses Apocynaceae. 8En médecine populaire : nom des ventouses, parce qu'on faisait à l'origine, les ventouses avec la corne évidée d'un boeuf, percée à son sommet.. [1.196] |
| Exemples |
9 Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka.
[1.437#]
|
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 23 Zoologie: (en général) |
| Tous les mots composés | 2426 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 25 Proverbes contenant ce mot |
| Tableaux et planches |
26 Formes des cornes des boeufs |
| Article | 27Randzavola: tandroka ao amin' ny Baiboly |
| Entrée (2/2) | 28 tandroka |
| Partie du discours | 29 nom |
| Explications en malgache |
30Olona ambony ara-pahaizana na ara-pahefana ka miahy sy miaro ny vahoaka ary mitsangana ho voninahiny: Ianareo foloalindahy no tandroky ny firenena.
[1.1] |
| Exemples |
31 Ny faherezana hitondra fanjakana no tandroka.
[2.48]
|
| Anagrammes | 32 tandroka, 33 tondraka |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|