| Entrée | 1 vorona |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka. [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a bird, esp. waterfowl [1.7] |
| Explications en français |
5 oiseau [1.54, 1.8, 1.13] |
| Exemples |
6 Eny andrefan-tranonay misy vorona roa mangamanga [2.131] |
| Tous les mots composés | 7 88 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 8 Zoologie: (en général) 9 Zoologie: oiseaux |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|