Entrée kamo
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy manana faharisihana hanao fa toa valabalaka ny saina na ny tena: Matetika mitana ny laharana farany ny mpianatra kamo. (Tsy dia azo lazaina mandrakariva ho malaina ny kamo, satria mety mba tahanao asa ihany izy, saingy tsaroany sasatra na trotraka ny tenany).
Mitovy hevitra: benamboka ~ kalaina ~ kamo be kibo ~ kamo be tenda ~ kamo velona ~ kisinina ~ lava lamosina ~ malaina ~ manao afo am-bilanikely ~ manary andro foana ~ midonana-poana ~ mirendrena ~ miriorio ~ mitanina andro tsy manavy ~ mitoe-poana ~ mitoe-poana toa volon' orona ~ mitonantonana ~ mpanao lalimanga ~ mpitango lalitra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise lazy; lacking in appetite [Hallanger 1973]
Définition française paresseux; qui n'a pas d'appétit [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples -- Ity leitsy kamo a! [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 153]
Citations 

Entrée kamo
Partie du discours nom
Définition malgache Bozaka aolanolana atao toa mahazaka makadiry manefitra ny vary tsy hikasika ny aty rindrin' ny lavabary [Rajemisa 1985]
Synonymes kamoladina

2019/08/31