| Entrée | 1 malaina |
| Radical | 2 laina |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 kamo, tsy mety.
[Sihanaka]
[1.78] 5 Tsy mazoto homana: Malaina aho izany fa rehefa kelikely aho mihinana. 6 Tsy ta hanao na inona na inona fa satry ihany hipetrapetraka amin' izao: Aleo maty olo-malaina toy izay vaky vilany mianefitra. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 lazy, idle, sluggish; unwilling.
[1.2] 8 lazy, indifferent, unwilling; having no appetite. [1.7] |
| Explications en français |
9 qui manque de goût, d'appétit, d'envie, qui est de mauvaise volonté, paresseux.
[1.3] 10 paresseux; qui manque de bonne volonté; qui n'a pas d'appétit. [1.8] |
| Tous les mots composés | 11 8 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 13 alamina, 14 lamaina, 15 malaina, 16 mianala |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|