Entrée mety (ety)
Partie du discours adjectif
Définition anglaise willing; fit suitable; permitted [Hallanger 1973]
Définition française convenable [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 juste
¶ qui consent [Abinal 1888]
 permis
¶ qui convient [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 qui veut bien [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
mety
nety
hety
meteza
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Nanandrana nanao fialana kely i Dada na nangataka andro tamin' itsy sy iroa, fa tsy nety izy. [Andraina: I Vola, page 17]
2Koa izao no hevitra mety. [Rajohanesa: Kintana]
3Fa tsy mety aho, hoy izy: [Callet: Tantara, page 373]
Citations 

2017/01/19