|
|
|
|

Entrée (1/3)1  etỳ
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3 Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin' ny atỳ izay manisikevitra mifanohitra amin' ny any, ary mifanohitra amin' ny eto, izay milaza toerana tokana: Mahasalama ny monina etỳ ambanivohitra (Tiako ny monina atỳ ambanivohitra noho ny any ambonivohitra ~ Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto).
4 Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo. [1.1]
Explications en anglais  5 here fairly close (in sight). [1.7]
Explications en français  6 ici assez près, visible. [1.8]
Exemples  7  Feno azy ireny tety amintsika taloha. [2.117]
8  Moa tsy nisy olona nampiahiahy akory nanatonatona tety? [2.357]
9  Raha nisy filanjana aza tety, tsy navelanay handia tany hianao! [2.324]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Adverbes :
Analogues  17  any, 18  ao, 19  ary, 20  aroa, 21  aty, 22  ato, 23  atsy, 24  eny, 25  eo, 26  ery, 27  eroa, 28  ety, 29  eto, 30  etsy
Tous les mots composés  31  2 combinaisons de ce mot

Entrée (2/3)32  ety
Partie du discours  33  Non spécifié
Explications en anglais  34 primitive root of mety. [1.2#812]
Explications en français  35 racine de mety. [1.3#131]
Dérivés 
Noms :
Adjectifs :

Entrée (3/3)38  ety
Partie du discours  39  adjectif
Explications en malgache  40 Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby: Ety ny lalana taloha ~ Ety kely itỳ efitrano itỳ ka mijaly izahay.
41 Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitra ny tena: Ety aho ka mikisakisaha.
42 Mafy, sarotra: Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany. [1.1]
Explications en anglais  43 narrow, close. [1.7]
Explications en français  44 étroit, serré. [1.8]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  56  3 combinaisons de ce mot

Anagrammes  57 etỳ, ety, 58 ite

Mis à jour le 2025/11/10