|
|
|
|

Entrée1  eo
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3 Milaza toerana akaiky taza-maso ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho eo ambony latabatra ny bokinao. (Apetraho ao an' efitra avaratra ny bokinao).
4 Matetika no azo averina indroa, aloha sy aorian' ny anarana tondroiny, ny eo: Mipetraha eo ambony seza eo, ary raha milaza ny lasa ny fehezan-teny dia tovonana t izy: Niresaka teo izahay anikeheo. [1.1]
Explications en anglais  5 here (in sight). [1.7]
Explications en français  6 ici (visible). [1.8]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Analogues  13  any, 14  ao, 15  ary, 16  aroa, 17  aty, 18  ato, 19  atsy, 20  eny, 21  eo, 22  ery, 23  eroa, 24  ety, 25  eto, 26  etsy
Tous les mots composés  27  16 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/09