Entrée eny
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika
¶ Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   there, not too far away (in sight); [Hallanger 1973]
Définition française   [ eñy ] [Taisaka] là-bas, vers, à [Deschamps 1936]
   là-bas, pas bien loin, visible [Hallanger 1974]
Exemples   Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy. [Andraina: I Vola, page 58]
Dérivations  
Morphologie  
eny
teny
Mots composés, titres, noms  
Analogie   etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
   atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entrée eny
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona
¶ Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   yes [Hallanger 1973]
Définition française   oui [Hallanger 1974]
Exemples   Eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 19]
Synonymes   eka ~ ekany ~ ia

Entrée eñy
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] fijanonana [Rakotosaona 1972]
Dérivations  
Citations  

Entrée eny
Partie du discours   adjectif
Définition française   [Taisaka] six [Deschamps 1936]

Entrée eny
Partie du discours   nom
Définition française   [Merina] (de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné). Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en Imerina. On en amenait le bois de fort loin. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2017/12/06