Entrée teny
Partie du discours nom
Définition malgache Feo avoakan' ny vavan' ny olombelona, izay misy heviny: Tsy nanonona teny na dia indraim-bava aza izy
¶ Fitambarana tarehintsoratra misy heviny, rafipeo milaza hevitra iray ka atao indray manonona sy indray manoratra: Misy teny telo ao amin' ny hoe: "Io eo Rakoto"
¶ Enti-milaza koa ny karazan-teny ampiasain' ny firenana samihafa: Mahay teny anglisy ve ianao?
Définition anglaise a word; speech; a language [Hallanger 1973]
Définition française mot [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana, Rajaonarimanana 1995]
 parole [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 proposition, discours, commandement, prohibition, défense, commission, la volonté exprimée des ancêtres, des parents [Abinal 1888]
 ordre [Rajaonarimanana 1995]
Définition française langue [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Définition française langage [Hallanger 1974]
Exemples 
1ka ahoana ny teniny ahoana ny hafany? [Fox: Hainteny, numéro 77]
2ary izao no teny nentiny nila azy: [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 34]
3-Izany ihany no teniko aminareo, hoy ny Vazaha. [Rajohanesa: Kintana]
4Atao dikan' ilay teny grika hoe: [Randzavola: Baiboly, page 34]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
teny
teniko
teninao
teniny
tenintsika
teninay
teninareo
tenin'
tenin-
tenim-
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée teny (t-, eny)
Partie du discours adverbe au passé [liste]
Définition malgache Endriky ny mpamaritra matoanteny "eny" ilazana ny lasa: Nisy olona efa teny amin' ny volana ve tamin' ny taona 1920? [Rajemisa 1985]
Exemples Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny [Rajohanesa: Kintana]
Analogie  eny

2018/10/07