| Entrée | 1 fitenenana |
| Radical | 2 teny |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Famoahana feo misy heviny: An' ny olombelona ihany ny titane-nana
5 Anjara teny atao: Rakoto no nandray titane-nana taorian' ny Filohan' ny fikambanana 6 Filazana: Nahazofitenenana izahay mba tsy hamela na an' iza na an' iza handeha eto 7 Teny fampiasa matetika izay efa misy heviny iray andraisan' ny olona azy: Misy fitenenana iray manao hoe: "Varivarian' ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso" 8 (Ny maha-samy hafa ny fitenenana amin' ny ohabolana, dia ny ohabolana misy ohatra na sarisary: Ny hoe "Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny" dia ohabolana) [1.1] |
| Explications en anglais |
9 the act of speaking, a manner of speaking, an expression, the right to speak in a meeting
[1.7] |
| Explications en français |
10 action de parler ; manière de parler, locution ; le droit de prendre la parole
[1.8] |
| Exemples |
11 Tsy ohabolana izany fa fitenenana.
[2.285#13]
12 Inona no hevitrao momba io fitenenana io? [2.314#122] 13 Handray fitenenana alohan' izany rehetra izany ve aho? [2.245#52] |
| Vocabulaire | 14 Linguistique |
| Combinaisons | 15 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fitenenana |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|