|
|
|
|

Entrée (1/3)1 T    t    
Partie du discours  2 nom (symbole)
Explications en malgache  3Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fitovonana man~ mba hanaovana matoanteny, ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + taitra = manaitra.. [1.1]
Explications en français  4Dix-huitième lettre et quatorzième consonne de l'alphabet malgache.. [1.3]
Analogues  5 abidy
Tableaux et planches  6 Les alphabets
Article  7Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entrée (2/3)8 t~
Partie du discours  9 préfixe [Liste complète]
Explications en malgache  10Tovona fametraka eo alohan' ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha / taloha; aiza / taiza; eto / teto; amin' ny / tamin' ny. [1.1]
Explications en anglais  11the letter t is added to prepositions and adverbs of time as a sign of past tense, as: Amy, pres., Tamy, past; Any, Ao, Eo, etc., pres., Tany, Tao, Teo, etc., past.. [1.2]
Explications en français  12préfixe indiquant le passé des prépositions et adverbes de temps et de lieu. [1.3]
13préfixe exprimant le temps passé. [1.5]

Entrée (3/3)14 t~
Partie du discours  15 préfixe [Liste complète]
Explications en français  16préfixe exprimant l'origine. [1.5]

Mis à jour le 2025/11/02