|
|
|
|

Entrée1  tenenina
Radical  2 teny
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Avoakan' ny vava, lazaina: Teny tsy azo tenenina izany
5 Ambara, lazaina: Tsy hay tenenina ny zavatra nataony
6 Didiana, omena teny, baiko: Hoteneniko izy mba hamangy anao
7 Anarina na tezerana fa nanao ratsy: Teneno kely ny zanakao fa manimba ny voninkazonay amin' ny baoliny [1.1]
Explications en anglais  8 to be reproved [1.7]
Explications en français  9 qu'on réprouve [1.8]
Exemples  10  "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner). [2.324]
11  Inay izy manalava tenda izay isaky ny tenenina ary toa vara-datsaka raha mba miteny ireo zandriny ireo. [2.470]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Analogues  16  baibaizina, 17  bedesina, 18  besobesoina, 19  karamentsonina, 20  kitakitaina, 21  levilevena, 22  terezana, 23  tezerana
Tous les mots composés  24  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  25  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/13