Entrée miteny (teny)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamoaka tan, na "feo misy heviny fanaon' ny olombelona": Efa miteny ny zandrinay fa tsy mbola mandeha
¶ Miresaka: Niteny tamiko momba anao i rainao
¶ Manonona: Iza no niteny ny anarako taminareo ireo
¶ Milaza (arahin' ny "hoe"): Raha vao niditra izy dia niteny hoe: "Ny Fiadanana anie ho aminareo ".
Mitovy hevitra: latsa-bava ~ loabolana ~ milaza ~ miloa-bava ~ miloa-peo ~ mivolana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to speak, to tell; to admonish [Hallanger 1973]
Définition française parler, dire; admonester [Hallanger 1974]
Morphologie 
miteny
niteny
hiteny
mitenèna
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/07/24