Entrée etsy
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin' ny atsy raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho etsy an-joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an' efitra avaratra ny saronankarona)
¶ Momba ny fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise here close by (in sight) [Hallanger 1973]
Définition française là, près, non loin, mais en un lieu déterminé [Abinal 1888]
 ici bien près, visible [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
etsy
tetsy
Synonymes etsiakatra ~ etsiana ~ etsikatra ~ etsikitra
Mots composés, titres, noms 
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

2017/06/15