Entrée aroa
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache  [Taisaka] ary [Rakotosaona 1972]
 Milaza toerana somary lavidavitra izay tsy hita fa takona: Hadio aroa andrefandrefana aroa fa hahita vola ao ianao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise yonder, at that place, but not seen. [Richardson 1885]
 there very far away (not in sight) [Hallanger 1973]
Définition française  [Taisaka] là-bas [Deschamps 1936]
 là-bas, bien loin, pas visible [Hallanger 1974]
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entrée aroa
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Betsimisaraka] roa [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire 
Synonymes roay ~ aro

2009/10/17