Entrée Imerina (i-, Merina)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Définition malgache Teny ilazana ny tany ambony havoana "manerinerina" itoeran' ny Merina, izany hoe ny foko eto afovoan' ny Nosy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the district in the central part of the island inhabited by the Hova, not including Vonizongo and Vakinankaratra, which are only included in Imerina enin-toko. Comp. Erina. [Richardson 1885]
 the inland of Madagascar around Tananarive [Hallanger 1973]
Synonymes Ankova
Mots composés, titres, noms 
Analogues  Emyrne ~ Merina
  Les douze collines sacrées
Exemples 
1Ny mpifindra monina avy tany Imerina. [Randriamamonjy: Tantara, page 451]
2Izahay eto Imerina no solon-dray aman-dreninao. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 148]
Citations 

2017/03/28