|
|
|
|

Entrée1  trano
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Toerana amboarin' ny olombelona hataony fonenana, mipetraka amin' ny fototra, misy rindrina efatra sy varavarana, varavarankely, ary voarakotra tafo: Misy efitra enina ny tranonay
Orin-javatra ataon' ny olombelona na ny biby ho fonenana: Tranomborona, tranon-kala, tranon' omby, tranon-takatra, tranon-tsoavaly
Fitoerana fasiana zavatra: Tranon' afokasoka, tranom-tsabatra [1.1]
Explications en anglais  4  a house; a box or frame or housing for something [1.7]
Explications en français  5  maison
étui, cadre [1.3, 1.8]
6  palais, habitation, tanière, nid, cocon
fourreau, casiers, boîte [1.3]
7  caisse [1.8]
8  [traño] maison [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  9  Efa akaiky ny trano; [2.499]
10  Iza iroa andrefan-trano? [2.131]
11  Nangoraka daholo ny tao an-trano. [2.324]
Morphologie 
12  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  22  112 combinaisons de trano
Analogues  23  akany, tohotra, toho, votry, ambotry, lavaka, bongo, zohy, akora
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot trano
Article  25  Randzavola: trano ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  26 notra, 27 ranto, 28 trano, 29 trona

Mis à jour le 2025/09/19