Entrée toho
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Gymnosporia brachystachya
Exemples avy any Ankaratra ka mankany Mangoro i Onive: raha olona mitondro toho atao ny havandra maty [Callet: Tantara, page 19]
Citations 

Entrée toho
Partie du discours nom
Définition malgache Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy [Rajemisa 1985]
 karazan-trondron-dranomamy tsy misy taolana firy [SLP 1986]
Définition anglaise a smallish fish with a flattened head [Hallanger 1973]
Définition française poisson à tête plate [Hallanger 1974]
Définition française genre de poisson d'eau douce [SLP 1986]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples ny trondro mainty vaventy, sy ny toho, sy ny patsa, sy ny tsindretra, sy ny ondrin-drano, sy ny fangorinana, sy ny tsikovoka, ary indraindray aza misy amalona. [Callet: Tantara]
Citations 

Entrée Toho
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition anglaise Tohu [Baiboly]
Définition française Tohu [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Taohò
Citations 

2015/09/07