Entrée akany
Partie du discours   nom
Définition malgache   Tranom-borona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   the nest or roosting place of wild birds. [Richardson 1885]
   a nest [Hallanger 1973]
Définition française   nid [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Morphologie  
akany
akaniko
akaninao
akaniny
akanintsika
akaninay
akaninareo
akanin'
akanin-
akanim-
Articles  
Illustrations  

Entrée akany
Partie du discours   nom
Définition malgache   trano na tanàna nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay nandao ilay akany nahabe [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a youth center. [Hallanger 1973]
Définition française   foyer (pour les jeunes). [Hallanger 1974]
Web   Akany Avoko (http://www.akanyavoko.com)

Entrée akañy
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   [Betsimisaraka] any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] any [Rakotosaona 1972]

Entrée akany
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara] ady, fifandirana [Rakotosaona 1972]
   [ akañy ] [Taisaka] Fifandirana [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] Fifandirana [Rakotosaona 1972]
Définition française   [ akañy ] [Taisaka] argumentation, discussion [Deschamps 1936]
Dérivations  
Synonymes   ankany

Mis à jour le 2017/06/29