|
|
|
|

Entrée1  fiantranoana
Radical  2 trano
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fidirana ao an-tranon' olona.
5 Fangataham-bady atao loabary an-dasy eo anatrehan' ny mpianakavy roa tonta, ampiana ny dinidinika ny amin' izay andro hampakarana sy ny hatao amin' izany; amin' ny fiantranoana koa no anomezan-drazazalahy fitafiana ho an-drazazavavy. Ireo zatovo mifanaiky hivady toy izany no natao taloha hoe: "vady vita fiantranoana". [1.1]
Explications en français  6 L'action d'entrer dans la maison de quelqu’un, la cause, le lieu. [1.3#740]
Exemples  7  vady vita fiantranoana kosa no niantsoan'ny Ntaolo an'io fahiny. [2.314#]
8  Misy ambaratonga roa ny fomba arahina rehefa hanambady: voalohany, ny fiantranoana, ary faharoa, ny fampakaram-bady. [2.436#]
9  Ny fiantranoana na fangataham-bady dia atao loa-bary an-dasy eo anatrehan' ny mpianakavy tafavory, ampiana ny dinidinika ny amin' izay andro hampakarana sy ny hatao amin' izany. [2.436#]

Mis à jour le 2025/09/12