|
|
|
|

Entrée (1/2)1 zohy
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina: Niery tany anaty zohy ireo mpandositra [1.1]
Explications en anglais  4 a cave, a cavern [1.7]
Explications en français  5 cave, tunnel, souterrain [1.3]
6 caverne, grotte [1.8, 1.13]
7 galerie [1.13]
Exemples  8 Niditra ny zohy indray aho hatory. [2.643#]
9 Teo am-bava-zohy, dia nofatorany koa ny tongony; [2.357#]
Synonymes  10zoma
Tous les mots composés  11zohy fo
Article  12Randzavola: zohy ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)13 zohy
Partie du discours  14 nom
Explications en malgache  15 Fanarahana avy eo aoriana
Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy
Famelana handeha aloha [1.1]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Anagrammes  31 hozy, 32 zohy

Mis à jour le 2025/10/08