Entrée nify
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy fahatevenana. [Rajemisa 1985]
Définition française mince, peu épais [Abinal 1888]
Dérivations 

Entrée nify
Partie du discours nom
Définition malgache Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.] [Richardson 1885]
 a tooth, esp. a front tooth [Hallanger 1973]
Définition française dent, surtout les dents antérieures [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary. [Andraina: I Vola, page 38]
Citations 
Articles 

2017/06/29