Entrée manify (nify)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy matevina, kararavina: Taratasy manify
¶ Tsy mifanety, tsy mikitroka: Efa ho soja Ramatoa iny fa manify dia manify ny volony
¶ Tsy dia manankarena [Rajemisa 1985]
Définition anglaise thin (not of liquids) [Hallanger 1973]
Définition française être mince, peu serré, clairsemé
¶ être peu riche [Abinal 1888]
 mince [Hallanger 1974, SLP 1986, Rajaonarimanana 1995]
 peu épais [Hallanger 1974]
Définition française fin [SLP 1986]
Dérivations 
Morphologie 
manify
nanify
hanify
manifisa
Exemples Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Citations 

2015/03/10