|
|
|
|

Entrée (1/4)1  omby
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Antonona, sahaza (ka samy azo ilazana azy na ny toerana ampidiran-javatra na ny zavatra ampidirina amin' io toerana io): Be loatra ny olona nasaina fa tsy omby ny trano. / Ireo olona izaitratra ireo ve ho omby ao amin' io efitra kely io? [1.1]
4 antonona, sahaza ka samy azo faritana amin'ny io na ny ampidirana na ny ampidirina: Tsy omby ny tongony ilay kiraro / Tsy omby an' ilay kiraro ny tongony [1.62]
5 antonona [Sihanaka] [1.78]
Explications en anglais  6 sufficient, enough, competent, large, spacious, roomy, reaching to, arriving at. It is also used for mby [1.2]
Explications en français  7 suffisant, capable de contenir, qui contient; arrivé, rendu, entré dans: Omby olona roapolo ity trano ity (Cette maison peut contenir vingt personnes) ~ Tsy omby ny tongotro ireto kiraro ireto (Ces souliers sont trop petits pour mes pieds) ~ Nony omby tao an-trano izy... (Lorsqu'il fût arrivé à la maison...) [1.3]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  17  13 combinaisons de ce mot
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot
Illustrations 
19 

Entrée (2/4)20  omby
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22 Biby lehibe ompiana, karazan' ny biby mampinono ary mandinika, misy tandrony roa ary trafony iray eo an-tampon-damosiny. (Teo amin' ny Ntaolo ka mandraka ankehitriny, dia anisan' ny harena lehibe ho an' ny olona ny omby; ny ilana ny omby dia ireto avy: vonoina hihinanana ny henany, terena hakana ny rononony, afahy hanatavezana azy (omby mifahy), ampitarihina sarety, akana zezika. [1.1]
23 biby lehibe tariky ny misy taolantehezana, mandinika, miteraka sy mampinono ka iray hatrany ny zanany na dia mety hiteraka kambana aza; ... [1.62]
Explications en anglais  24 an ox, a cow, cattle. Bos indicus, Var. [swa. Ngombe.] see ombe. [1.2]
25 a cow, an ox; cattle [1.7]
Explications en français  26 boeuf, l'espèce bovine
27 grossier qui ne sait pas la politesse [1.3]
28 boeuf [1.54]
29 boeuf, vache [1.8]
Exemples  30  Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra [2.470]
31  ombiko ireo, nisy mpamosavy alika namoaka angamba ireo [2.472]
32  Rahefa tsy ampy ny volan' ialahy, amido amiko ny ombin-tsaretin' ialahy [2.472]
33  Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé) [1.3]
Morphologie 
34  Simple :
Dérivés 
Noms :
Vocabulaire  38  Zoologie: mammifères
Synonymes  39 anombe, anomby, aombe, aomby, jamoka, mbe, ombe
Tous les mots composés  40  158 combinaisons de ce mot
Nom scientifique 
Proverbes  42  Proverbes contenant ce mot
Citations  43  Textes citant ce mot
Tableaux et planches  44  Robes des boeufs
45  Formes des cornes des boeufs
Article  46 Randzavola: omby ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
47  48 

Entrée (3/4)49  omby
Partie du discours  50  nom
Explications en malgache  51 Trano ataon' ny bibindandy [1.1]
52 trano ataon'ny bibin-dandy hisitrihany [1.62]
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français  53 action de faire le cocon, se dit des vers à soie [1.3]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  60  Zoologie: (en général)

Entrée (4/4)61  omby
Partie du discours  62  nom
Explications en malgache  63 sefo, lehibe [1.60]
Explications en français  64 chef, patron (le chef est fort comme un boeuf) [1.60]
Synonymes  65 alezy, baibony, kalabe, kalaina, kapta, katraka, laibany, mpanana, ngetroka, nob, pakta, pata

Anagrammes  66 imbo, 67 mibo, omby

Mis à jour le 2025/12/25