| Entrée | 1 antonona |
| Radical | 2 tonona |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Ampy: Antonona azy ve io vary io
5 Tsy kely tsy lehibe; tsy mafy tsy malefaka, mifanentana tsara: Izay vao antonona tsara ny hafanana ~ Tsy antonona anao velively iny akanjo iny fa milobaloba aoka izany 6 Sahaza, mifanaraka tsara: Tsy antonona anao io raharaha io fa ialao [1.1] |
| Explications en anglais |
7 suitable for; of a middling size; about the right thing, used of actions or things
[1.2] |
| Exemples |
8 Hotolorako vady antonona azy izy, sady tia azy no inoako koa fa tiany.
[2.499]
9 Ny zohy betsaka teny an-tendrombohitra dia antonona tsara ho amin' izany. [1.38] 10 Mba hihinana tokoa ireny androany satria hanina antonona ny vavoniny no tazany. [2.470] |
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 12 antonona, 13 onontana, 14 tononana |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|