Entrée |
 |
tonona
|
Partie du discours | |
nom
|
Définition malgache | |
Faritra mampisaraka ny vaniny na ny famavany anankiroa: Tapaho tsara eo amin' ny tonony ity fary ity ~ Misy tonony roa mamoritra ny vaniny anankiray ¶ Enga anie ianao ka hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny: firariana fahombiazana antsakany sy an-davany [Rajemisa 1985]
|
| |
faritra ao anelanelan'ny vaniny roa mifanaraka ¶ faritra anelanelan'ny vaniny roa ahafahan'izy ireo mihetoika [SLP: Voambolana]
|
Définition anglaise | |
a joint, an articulation [Hallanger 1973]
|
Définition française | |
articulation [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995, SLP: Voambolana]
|
| |
joint [Hallanger 1974]
|
| |
noeud de corde; noeud d'un arbre [Rajaonarimanana 1995]
|
| |
noeud [SLP: Voambolana]
|
Exemples | |
Davida niankina tamin' ny foto-paiso, tehina be tonona tany antànany. [Profita: Ranary, page 117]
|
Dérivations | |
Morphologie | |
tonona
tonoko
tononao
tonony
tonontsika
tononay
tononareo
tonon'
tonon-
tonom-
tono-
| |
|
Autres orthographes | |
Mots composés, titres, noms | |
|
|
Entrée |
 |
tonona
|
Partie du discours | |
nom
|
Définition malgache | |
Famoahana teny amin' ny feo: Ataovy tsara tonona ny teny fa aza ngonongononina fotsiny [Rajemisa 1985]
|
Définition anglaise | |
pronunciation [Hallanger 1973]
|
Définition française | |
prononciation [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
|
Dérivations | |
Morphologie | |
tonona
tonoko
tononao
tonony
tonontsika
tononay
tononareo
tonon'
tonon-
tonom-
tono-
| |
|
Mots composés, titres, noms | |
|
|
Entrée |
 |
toñona
|
Partie du discours | |
nom
|
Définition malgache | |
[Tambahoaka]
tsiny [Rakotosaona 1972]
|
|