Entrée tono
Partie du discours nom
Définition malgache Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tono io zaza io
¶ Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga [Rajemisa 1985]
Définition anglaise broiled [Hallanger 1973]
Définition française action de griller au feu [Hallanger 1974]
Dérivations 
Synonymes tonotono
Mots composés, titres, noms 
Exemples Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 20]
Citations 

2013/07/25